- Alarobia 16 Jona 2010
Actualités.Tapatapany
Hamaky ny tohiny
«Hambompom-pirenena sy fitiavan-tanindrazana», no lohahevitry ny faha-50 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovantena. Anisan’ny manamarika izany ny fananganan-tsaina. Efa tamin’ny 05 jona teo no namoaka didy ny tokony hametrahana ny sainam-pirenena, ny lehiben’ny faritra Atsinanana, Alain Mahavimbina.
Hamaky ny tohinyMandeha be ny resaka amin’izao fotoana fa misy vola sandoka avo lenta maherin’ny 20 miliara efa miparitaka eto amintsika. Avo lenta ilay izy satria tsy tahaka ireo vola sandoka fahita hatrizay fa tena mitovy tanteraka amin’ny vola tena izy izay mivamezivezy etsy sy eroa.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny tranga teny amin’ny radio Fréquence Plus ny 15 mey dia tsy nisy resaka intsony izany hatramin’izao.
Hamaky ny tohinyMisedra olana ara-bola ny oniversite rehetra eto Madagasikara amin’izao fotoana. Nampidirina tamin’ny volana febroary 2010 ny mpianatra mba hilazana fa mandeha ny raharaham-pirenena tarihin’ny FAT
Hamaky ny tohiny