- Sabotsy 23 Janoary 2010
Actualités.Manakara : Niverina nandray asa ny ekipan’ny Ben’ny tanàna
Niditra birao, nandray ny asany nanomboka ny alakamisy 22 janoary 2010 ny ekipa mpanatanteraka ao amin’ny Kaominina ambonivohitra Manakara, tarihin’ny Ben’ny tanàna Andriano Giscard.
Hamaky ny tohiny