- Talata 22 Jona 2010
Actualités.Manakara Nohidin’ny Emmo-Reg ny biraon’ny Kaominina
Varavarana mihidy ! Izay no misy ao amin’ny Kaominina ambonivohitra Manakara nanomboka omaly.
Hamaky ny tohinyVaravarana mihidy ! Izay no misy ao amin’ny Kaominina ambonivohitra Manakara nanomboka omaly.
Hamaky ny tohinyAmin’ny maha ivotoeram-panabeazana sy fikarohana ny fakiolten’ny teny sy haisoratra ary ny siansa maha olona (FLSH) dia mikarakara hetsika fanamarihana ny tsingerin-taona faha-50 niverenan’ny fahaleovantena koa ity fakiolte ity.
Hamaky ny tohinyMety hangadihady ny toerana natokana ho an’ireo masoivoho sy fikambanana iraisam-pirenena miasa eto Madagasikara mandritra ny matso hotanterahana etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 26 jona ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNa dia efa nihatsara aza ny voka-bary eto Madagasikara dia tsy maintsy manafatra vary avy any ivelany ihany ny Malagasy mba hitsinjovana ny maitso ahitra sy zavatra mety mitranga tampoka, tahaka ny loza voajanahary, araka ny fanazavan’ny avy eo amin’ny Ministeran’ny varotra.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Omaly tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro mahery no nitrangan’ity loza mahatsiravina ity tetsy Antanimena. Araka ny fantatra dia avy any Antanimena ambony hihazo ny Foibe ara-kolontsaina Amerikanina ny moto mpialoha lalana nitondra ny filohan’ny FAT, Rajoelina Andry no nandona olona ary maty mihitsy ny iray.
Hamaky ny tohiny