- Zoma 25 Jona 2010
Actualités.Matin’ny moto teny Antanimena Tsy nisy mpiraharaha ilay olona maty voadona
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy mety misy farany ny tantara ratsin’ny mpiasa Malagasy any Liban. Renim-pianakaviana iray antsoina hoe Razanatsilofo Nivo Harisoa, 23 taona no namoy ny ainy, roa volana latsaka herindrano katroka, noho ny fahatapahan’ny lalandra lehibe tao amin’ny lohany araka ny fanazavan’ny hopitaly nandray an-tanana azy tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Samy manana ny fahitany ity fetim-pirenena sy fankalazana ny faha-50 taonan’ny niverenan’ny fahaleovantena ity ny tsirairay avy, fa tamin’ny ankapobeny, araka ny resaka nifanaovana tamin olona vitsivitsy dia mbola manamaloka izany ny krizy sy ny tsy fahitana ny vahaolana. Hiezaka ny hifety araka izay tratra ihany anefa ny olona mba hanadinoana kely ny rotorotom-piainana isan’andro. Araho ary ny hevitr’olona vitsivitsy.
Hamaky ny tohinyMamerimberina hatrany ny Kmf /Cnoe amin’ny alalan’ny filoha nasionaliny, Razafindrainibe Ernest fa tokony hatao mazava tsara ny mikasika ireo izay hikarakara ny fikaonandoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny