- Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Lalao Randriamampionona “Izahay no mampihemotra ny fanatontosana ny dinika santatra”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Lasa faritra mena tampoka Anosy sy Mahamasina noho ny fisian’ny «podium» eny amin’ny manodidina eny. Vao roa andro lasa izay no nisy tsatok’antsy, ny marimarina kokoa nandritra ny fampisehoan’i Big Ali, dia heno koa omaly fa maro tamin’ireo mpijery no voaendaka nandritra ny fodiany.
Hamaky ny tohinyAfaka 24 ora dia higadona ny tsingerin-taona faha-50 niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena. Samy miomana amin’izay kely eo am-pelatanany ny olona, ny lanonana koa na mangingina aza dia misy azo hanariana dia ihany. Ny mpikarakara moa misikim-ponitra manao izay hahatsara ny fetim-pirenena. Samy manana ny heviny anefa ireo izay nanontaniana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nisy loza mahatsiravina nahafatesana olona telo indray nitranga tamin’iny lalam-pirenena faharoa iny. Fiara vaventy roa no nifandona teo amin’ny toerana atao hoe Manadala, Fokontany Tsiazompody, Kaominina Ampasipotsy Gara, PK 120 + 500 na valo kilaometatra sy sasany miala an’i Moramanga raha ho any Toamasina.
Hamaky ny tohiny