- Talata 06 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Omaly vao maraina be tamin’ny iray ora maraina ireo miaramila malagasy handray anjara amin’ny matso amin’ny fetim-pirenena frantsay ny 14 jolay no nanainga teny Ivato.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Araka ny loharanom-baovao eo anivon’ny miaramila dia misy kolonely vitsivitsy ho lasa jeneraly indray ato ho ato. Araka ny fantatra dia «avancement très spécial» mihitsy no filaza azy ity eo anivon’ny tafika.
Hamaky ny tohinyNifanilika andraikitra ny tao Morondava renivohitry ny Faritra Menabe rehefa tsy nandeha araka ny tokony ho izy ny fandaminana ny fankalazana ny fetim-pirenena sady faha-50 taonan’ny fahaleovantena no fetin’ny foloalindahy malagasy rahateo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny