• Zoma 05 Martsa 2010
Actualités.Tapatapany

...

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Actualités.“Bois de rose” tratra tany Daraina Nanjavona teny an-dalana ho any am-ponja ny voapanga

Mpandraharaha telo any SAVA no fantatra izao fa voarohirohy tamin’ny fikasana hanondrana an-tsokosoko “bois de rose” miisa 12 kamio tratra tany Daraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Actualités.Fanorenana tranon’ny mpianatra - Ankatso 2 Tsy tontosa indray ny fametrahana ny vato fototra

Voapetrapetraka fanindroany indray omaly ireo mpianatra monina eny amin’ny trano fonenan’ny mpianatra eny Ankatso II izay nanantena ny fametrahana ny vato fototra hanorenana trano iray misy rihana telo eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Actualités.Magro – Fanafarana vary Iza no hamerina ny volan’ny banky ?

Na tsy dia maresaka firy intsony aza ny nangalan’ny sasany tamin’ny fomba mampiahiahy ny vary, nohafaran’ny Magro, ka natoby tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, volana vitsivitsy lasa izay, dia mipoitra tsikelikely ny voka-dratsin’izany amin’izao fotoana. Banky iray eto amintsika no mahatsiaro ho voa mafy sy mitady hiditra fatiantoka mihitsy noho iny zava-nitranga iny, inona no antony ? Araho ny fandehan’ny tantara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Martsa 2010
Actualités.Dr Ratefinanahary Emile : Samy hotsarain’ny tantara eto isika

Vahinin’ny gazety Tia Tanindrazana, ny Dr Ratefinanahary Emile, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe Vazaha. Mpikambana sady lohandohan’ny mpitarika ao amin’ny GTT (Gasy Tia Tanindrazana) any Frantsa sy eoropa izy, mitondra ny fomba fahitan’izy ireo ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana izao, araka izao dinidinika manaraka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Martsa 2010
Actualités.Foara «FIM 2010» Efa voafandrika ny 95%-n’ireo tranoheva

Ny 6 ka hatramin’ny 9 martsa izao no hanatontosana ny FIM 2010, hetsika ara-toekarena iraisam-pirenena ahitana ny fandraisana anjaran’ireo mpandraharaha avy amin’ny firenena vahiny fito toa an’i Frantsa, Pakistan ary Egypta.

Hamaky ny tohiny
FTT