• Zoma 12 Martsa 2010
Actualités.ENAM Hisokatra ny fanofanana ampitain-davitra

Tontosa omaly antoandro teny amin’ny ivotoerana fandraisana fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato ny famoahana amin’ny fomba ofisialy ireo mpianatry ny Enam miisa 517 amin’ny andiany indray mihira “Fanasina”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Martsa 2010
Actualités.Ankolafy Madagasikara Miandry sioka tokana sisa

Raha nipoaka ny sarom-bilany ny sabotsy lasa teo teny amin’ny kianjan’ny ara-dalàna dia hanao hetsika goavana indray ny ankolafy Madagasikara ahitana ny firehana Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert, amin’ny sabotsy ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Martsa 2010
Actualités.Fort Duchesne Poa-basy no nitsenan’ny FIGN ny Praiminisitra

Mijanona ho kaomandin’ny zandary ny jeneraly Razafindrakoto Bruno Wilfrid. Mitohy ny fanadihadiana momba ny resa-bola 500 tapitrisa ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Actualités.Mijojo ny orana any Alaotra Tapaka ny RN44, am-polony ny trano rava

Miakatra ny rano any Alaotra any, vokatry ny fijojon’ny orana efatra andro nisesy izay. Difotry ny rano ny tanimbary an-jatony hekitara ao amin’ny PC15, kaominina Ampitatsimo, tapaka ny lalam-pirenena faha-44 lasan’ny rano ny tetezana ao Ambalavato, PK 141, kaominina Manakambahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Actualités.STAR Antsirabe Nanao taratasy fanairana ny mpiasa

Mifamahofaho ny resaka ao amin’ny Orinasa Star Antsirabe tato ho ato. Ny fitantanana ny mpiasa no naha be resaka raha ny mailaka niely nanomboka ny alatsinainy 08 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Actualités.Blueline Hanolotra zava-baovao ho an’ny mpanjifany

Nanomboka tamin’ny taona 1997 ny Blueline no nikirakira ny Internet teto Madagasikara ka namatsy ireo mpanjifa. Hisy tsy ho ela ny tolotra vaovao omeny ireo mpanjifany.

Hamaky ny tohiny
FTT