• Alakamisy 18 Martsa 2010
Actualités.Raharaha Spat Namaly ireo mpanenjika azy ny Funreco

Namaly ireo mpiasan’ny seranan-tsambon’i Toamasina sy ireo orinasa manenjika azy i Maminiaina Rasolondraibe, Tale jeneralin’ny Funreco.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Actualités.Hevitry ny olona

Samy manana ny ambarany manoloana ny fanapahan-kevitry ny Firaisambe Afrikanina manasazy ireo sakana amin’ny fampiharana ny satan’i Maputo sy Addis Abeba izay nanontaniana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Actualités.Manakara Niakatra 150Ar tao anatin’ny 24ora ny kapoakam-bary

Ahiana mafy ny olana ara-pamatsiana sakafo sy ireo zavatra ilain’ny mponina amin’ny fiainana andavanandro any Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana vokatry ny fahatapahan’ny lalam-pirenena faha-12 ao Irondro sy Kianjavato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Actualités.Fanomezana ho an’ny traboina Savorovoro no niafarany tao Ambatondrazaka

Nampanantenaina fa ho avy ny sabotsy, omaly talata vao tonga tao Ambatondrazaka ny iraky ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, notarihin’ny Minisitry ny fambolena, Jaonina Mamitiana Juscelyno, nitondra ny voatsirambin’ny tanana ho an’ny traboina tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Actualités.Fitaterana an-tanety Mandrahona hitokona ireo zotra rezionaly

Nirodorodo teny amin’ny birao fiasan’ny ATT na ny sampandraharaha miadidy ny asa fitaterana an-tanety ireo mpitatitra avy amin’ny zotra nasionaly sy rezionaly omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Actualités.Mpiasan’ny fahasalamana Ho henjana kokoa ny fitokonana

Raha nangingina ireo mpitsabo mpanampy sy ny mpiasa misahana ny fampandehanan-draharaha eny anivon’ny hopitaly tamin’iny herinandro lasa iny noho ny fisian’ny fifampidinihana amin’ny fanjakana foibe momba ny fangatahan’izy ireo sata manokana dia mampiaka-peo indray izy ireo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT