- Zoma 16 Jolay 2010
Actualités.Olon’ny FAT “PV” sandoka no nitondrany «bois de rose»
Mivoatra hatrany ny vaovao manodidina ireo “bois de rose” saron’ny polisin’ny FIP tao Ampilaholava Ambalamanasa Toamasina ny alarobia 14 jolay teo.
Hamaky ny tohinyMivoatra hatrany ny vaovao manodidina ireo “bois de rose” saron’ny polisin’ny FIP tao Ampilaholava Ambalamanasa Toamasina ny alarobia 14 jolay teo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Efa ela no nahitana ireo orinasa tsy manaja ny lalàna momba ny asa eto Madagasikara. Misy amin’izy ireo mantsy ny mampiasa olona tsy an-kijanona mihitsy.
Hamaky ny tohinyManomboka amin’ny misasakalina ary tsy hifarana raha tsy amin’ny telo ora maraina ny barazy izay hapetraka amin’ny lalam-pirenena fahafito. Noraisin’ny mpitandro ny filaminana izany fepetra izany manoloana ny fanafihana nisesisesy izay nitranga tamin’ny RN7.
Hamaky ny tohinyMihahenjana isan’andro ny tady eo amin’ny Fiangonana Advantista sy ireo andian’olona efa namaritra tany tetsy Soamanandrariny. Raha ny fantatra sy hita maso mantsy dia manohy hatrany ny fanorenana trano ireo olona.
Hamaky ny tohiny