- Alatsinainy 19 Jolay 2010
Actualités.«Podium» may tao Antsirabe Legalista iray niakatra Fampanoavana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Olona telo izay samy lohandohany eo anivon’ny fikambanana Mifamelona, ivondronan’ireo olona 500 isa eo mibodo ny tanin’ny Advantista etsy Soamanandrariny no voasambotry ny zandary avy amin’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena eny Betongolo ny alahady 18 jolay maraina raha iny nihaodihaody nanara-maso ny teny amin’ny manodidina iny.
Hamaky ny tohinyTsy nifandrenesana ny feona fiara miraondraona sy ny kiririokan’ny kipantsona teny Anosizato ny zoma hariva teo. Tsy hoe fety na karnavaly no nahatonga izany fa ny fikatsoan’ny fifamoivoizana tanteraka.
Hamaky ny tohinyTena nidina marina ve ny vidin’ny solika sa tsia ? Izany indray no adihevitra teo amin’ireo mpampiasa fiara ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny