• Alarobia 24 Martsa 2010
Actualités.Madagasikara Tsimialonjafy Lovantsika : Nisintahan’ny namany Ranjivason sy Mômy

Mikiky miadana ireo antoko miara-dia sy manohana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita ny krizy lalovan’ny firenena amin’izao fotoana izao, ary tsy vitsy amin’izy ireny no mipatitaka tsikelikely.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Martsa 2010
Actualités.Banky Foiben’i Madagasikara Mahatratra 750 tapitrisa dolara ny tahirim-bola vahiny

Notanterahina tao amin’ny lapan’Anosikely, ny Talata 23 martsa ny dinik’asa izay niarahana tamin’ny Minisitry ny fitantanam-bola, Rajaonarimampianina Hery, ny solontenan’ny Minisitry ny toekarena, ny solontenan’ny Minisitry ny Angovo ary ny Governoran’ny Banky foibe Ramamonjisoa Frederic.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Martsa 2010
Actualités.Nisahotaka tao amin’ny HJRA Tezitra amin-dRajoelina ny Paramed

Miroso amin’ny dingana henjakenjana kokoa ireo mpiasan’ny fahasalamana mitokona. Taorian’ny fivoriambe mahazatra azy ireo tao amin’ny HJRA dia niara-nirohotra nitety ireo sampandraharaha rehetra misy ao an-toerana izy ireo ka nampody ireo mpiasa sy mpiana-draharaha rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Martsa 2010
Actualités.Fifidianana sefo fokontany : Diso paika ny TGV

Saika ilay fifidianana filoham-pokontany natao ny 7 sy ny 14 martsa teo tao Toamasina, no nanehoan’ny antoko TGV Toamasina ny heriny, tao amin’ity renivohitr’i Betsimisaraka ity.

Hamaky ny tohiny
FTT