• Alakamisy 22 Jolay 2010
Actualités.Raharaha “Mamod Taky” Mpiandry fonja maro no atao fanadihadiana

Tsy vita hatreto akory ny momba ny raharaha Mamod Taky na dia efa any ivelany aza ny tenany no miandry ny fitsarana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jolay 2010
Actualités.“Kidnapping” Nalaina tao Toamasina, tany Mahajanga vao tonga saina

Nanomboka ny volana janoary 2010 hatramin’izao volana jolay izao, dia nahazo vahana tao Toamasina ny hala-jaza sy ny “kidnapping”. Mazàna dia zanaka Karana mba hitakiana volabe no lasibatra. Hafa noho izany kosa ity tranga iray nihatra tamin’i T.F monina ao Andranomadio ity ny fiandohan’ny volana jolay teo, ary nokarohina taorian’ny fitarainana teo anivon’ny polisy tao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jolay 2010
Actualités.Mahajanga Mamory Ben’ny tanàna ny AGETIPA

Olona miisa 90 eo avy amina kaominina miisa 16 manerana ny Nosy no mandray anjara amin’ny atrikasa momba ny fanolorana tetikasa fanatsarana tsena ao an-drenivohitry ny Faritra Boeny. Telo andro nanomboka ny alatsinainy teo ary hifarana anio alarobia 21 jolay no naharetan’ny atrikasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jolay 2010
Actualités.«Bois de rose» Ireo tsy refesi-mandidin’ny FAT avokoa no voatonona

Efa fantatra ny momba ireo FAT telo izay voasaringotra amin’ny raharaha “bois de rose”. Efa nanome baiko ny ministry ny tontolo iainana ihany koa ny filohan’ny tetezamita ny amin’ny hisamborana avy hatrany ireo tompon’andraikitra amin’ny fanondranana, na iza izy na iza.

Hamaky ny tohiny
FTT