- Zoma 23 Jolay 2010
Actualités.Kabinetran’ny PDS Kaominin’i Toamasina Tsy hita tabilao ny TGV, naka toerana ny AREMA sy ny MTS
Tamin’ity herinandro ity no namoaka didi-pitondrana kaominaly manafoana ny fanendrena nataon’ny Ben’ny tanàna Dr Rakotomanana Gervais ireo kabinetrany sy ny mpiara-miasa aminy ny PDS vaovaon’ny kaominina, Rakotovao Mariot, ary namoaka didy hafa koa manendry sy mametraka ny kabinetrany sy ny tale samihafa misahana ny fitantanana ireo sampandraharaha eo anivon’ity kaominina ambonivohitr’i Toamasina ity.
Hamaky ny tohiny
