• Alarobia 28 Jolay 2010
Actualités.Kaominin’i Toamasina I Manambana hitokona ireo mpiasa mahatsiaro iharan’ny jadona

Miteraka fahasorenana sy hatezerana ao amin’ireo mpiasa hiharan’ny antsojay ny fihetsiky ny PDS sy ny fomba entiny miteny ireo mpiasa raha mba misy ny fihaonana aminy. Latsa sy teny maharary lava no azon’ireo mpiasa, araka ny fitarainan’ireto farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Jolay 2010
Actualités.Kaominina Antsirabe Niaro ny Ben’ny tanàna ireo mpiara-miasa aminy

Nitafa tamin’ny mpanao gazety ny fiadidiana ny tanànan’Antsirabe ny tolakandron’ny talata 27 jolay 2010 teo mahakasika ireo resabe niseho an-gazety nisesisesy tato ho ato izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jolay 2010
Bepc.Antananarivo renivohitra Tsy ampy isa ireo mpanaramaso tao Ampefiloha

Nizotra araka ny tokony ho izy amin’ny ankapobeny ny andro voalohany amin’ny fanadinana BEPC teo anivon’ny foibem-panadinana lycée Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT