Actualités
- Alatsinainy 02 Aogositra 2010
Actualités.Trafikana «bois de rose» Toamasina, Antananarivo, Mananara Avaratra no ifantohan’ny fanadihadiana
Efa am-perinasa nanomboka tamin’ny herinandro lasa iny ilay komity manokana natsangan’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny ala, ary iarahany miasa amina ministera maromaro, amin’ny fanadihadiana ireo izay manao ny trafikana andramena na bolabola na “bois de rose” eto amintsika.
Hamaky ny tohiny
