• Talata 13 Aprily 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2010
Actualités.Filankevi-panjakana Lasa resabe ny fanendrena an-dRamilison Max

Nandray ny asany omaly ny filoha vaovaon’ny Filankevi-panjakana, ny mpitsara Ramilison Max izay nisolo toerana an’i Noro Robison Elisabeth.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2010
Actualités.Fikambanana Anyma Hanorina trano ipetrahan’ny mpiandry marary lavi-podiana

Sambany teto amintsika no misy fikambanana tsy miankina hanorina ivotoerana andraisana ireo mpiandry marary lavi-podiana na avy any amin’ny faritra ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2010
Actualités.Antokon’asa misahana ny tolo-bidy (ARMP) Tapaka ny famatsiam-bola

Niato tanteraka nanomboka tamin’ny volana martsa teo ny famatsiam-bola avy amin’ny Banky iraisam-pirenena sy ny Vondrona eoropeanina momba ny ARMP (Autorité de régulation des marchés publics) izay sampandraharaha iray manara-maso ny maha ara-dalàna sy manaraka ny fenitra ireo tolo-bidy rehetra ataon’ny fanjakana amin’ny asa isan-tsokajiny imasoany.

Hamaky ny tohiny
FTT