- Alarobia 04 Aogositra 2010
Actualités.Antananarivo sy ny manodidina Mitobaka ny hena tsy fanta-pihaviana
Tokony ho mailo ny mpanjifa. Mitombo isa ireo toeram-pivarotan-kena tsy ara-dalàna, mivarotra hena tsy fanta-pihaviana. Raha ny vaovao avy amin’ny sampandraharaha manara-maso ny fahasalamana sy ny fahadiovan’ny sakafo avy amin’ny biby etsy Mahamasina dia mitombo isa ireo mpivarotra manokotokoto hena ambony latabatra eny rehetra eny fa indrindra eny Isotry, Ankazomanga, Andranomanalina ary Ambohimanarina.
Hamaky ny tohiny
