• Alarobia 28 Aprily 2010
Actualités.Raharaha Ambohimamory Niravona, tsy misy arakaraka

Niravona ny raharaha Ambohimamory, izay naharatrana zandary roa ny harivan’ny alatsinainy 19 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aprily 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aprily 2010
Toamasina Tratra ireo miaramila nitsoaka an-daharana nanafika Toby 1.RM3

Saron’ny zandary ny talata 27 aprily antoandro ireo miaramila roa lahy nahavanona ny halatra fitaovam-piadiana tao amin’ny Toby miaramila 1/RM3 Toamasina. Tao amin’ny fokontany Analakininina Hopitaly be no nahatrarana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aprily 2010
Actualités.Kidnapping Karana tao Marovoay Voatonontonona tao indray ny FIS

Nahoraka teto an-drenivohitra omaly fa dia nisy andian’olona saron’ny andrimasom-pokonolona tamin’ny lalam-pirenena faha-4, raha avy naka an-keriny mpandraharaha Karana iray tao Marovoay ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
FTT