- Alakamisy 29 Aprily 2010
Actualités.Tapatapany
Hamaky ny tohiny
Tsy mbola miravona hatramin’izao ny disadisa eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny orinasam-pifandraisana Life Telecom.
Hamaky ny tohinyRahampitso 30 aprily ka hatramin’ny 02 mey ho avy io no hanatanterahana ny foara Vidy Varotra andiany fahasivy etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina.
Hamaky ny tohinySehatra nitondra faisana voalohany amin’izao krizy izao ny sehatry ny orinasa afaka haba. Orinasa 36 no tratran’ny fampitsaharana ny asany noho ny fahatapahan’ny Agoa ary asa analiny no very.
Hamaky ny tohinyTapa-bolana taorian’ny nandraisana ny vola tsy voaray tao anatin’ny 19 volana sy tapany, dia nivoaka teo anivon’ny orinasa Sirama ao Brickaville indray ny afisy milaza fa hoe miditra amin’ny “chômage technique” ny rehetra.
Hamaky ny tohinyTsy mety milamina ny olana eo anivon’ny ACOA Modely Ampasimazava sy ny sampany ao Bazary kely - Toamasina. Samy mitazona izay lazainy fa marina ny an-daniny tarihan’ny Otiv Littoral sy ny an-kilany misy ny foiben’ny ACOA Mangarivotra.
Hamaky ny tohiny