• Alarobia 05 Mey 2010
Actualités.Niels Marquardt Marary ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara

Tsy nitsitsy fitenenana ny masoivoho amerikanina miasa eto amintsika, nandritra ny lanonana fizarana ny loka ho an’ireo fanadihadiana mendrika indrindra, tafiditra tao anatin’ny fanamarihana ny 3 mey, andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Mey 2010
Actualités.Savorovoro tao Antsiranana Polisy roa nantsoina maika aty Antananarivo

Taorian’ny savorovoro nahafatesana tovolahy iray mpianatry ny oniversiten’Antsiranana ny talata 27 aprily 2010 dia fantatra izao fa polisy roa ao Antsiranana no nandefasana maika tapakilan’ny fiaramanidina ny sabotsy 01 mey teo, hiakaran’izy ireo eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Mey 2010
Actualités.Ankatso – Fitakiana vatsimpianara Mafampana ny toe-draharaha eny Ankatso eny

Tapitra omaly ny fe-potoana 48 ora nomen’ireo mpianatry ny Fakiolten’ny Haisoratra ny minisiteran’ny fampianarana ambony hamoahana ny vatsimpianarana. Tsy nisy ny fianarana nandritra ny tontolo andro omaly alatsinainy fa nitokona nanoloana ny varavarana fidirana ny fakiolte avokoa ireo mpianatra.

Hamaky ny tohiny
FTT