- Talata 11 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
«Ringana ny hazo sarobidy izay be mpitsiriritra sady harena malagasy. Zanak’i Mananara Avaratra sy faritra Ambatosoa aho ka haiko tsara ny momba azy ity”, hoy i Fanony Fulgence nandritra ny fihaonan’ny ankolafy telo amin’ny mpiasa ambony sy mpanao politika tao Toamasina ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka famelabelaran-kevitra momba ny tontolon’ny fitsirihana sy fitrandrahana solitany sy etona natoraly tamin’ireo mpianatra teny amin’ny Cur Vontovorona ao amin’ny sampana jeolojia sy harena ankibon’ny tany ramatoa Rasolovoahangy Emma, tompon’andraikitra eo anivon’ ny orinasa Petromad.
Hamaky ny tohinyNahoraka be tato ho ato ny mikasika ny fitrandrahana solika eto Madagasikara. Ny fitsirihana solika no tena marina kokoa, satria tsy mbola tena mamokatra solika tsy akory isika fa mbola ao anatin’ny fanadihadiana ho amin’izany ireo orinasa vahiny tonga eto, hatramin’ny 2004.
Hamaky ny tohinyMiroso hatrany ny raharaham-pitsarana mikasika ny raharaha 7 febroary. Fantatra ary fa anio alatsinainy 10 mey, raha tsy nisy ny fiovana farany, no voatondro fa hahatongavan’ny antontan-taratasy momba ity raharaha ity eny anivon’ny rantsana mpampiaka-didy (chambre d’accusation).
Hamaky ny tohiny