• Alarobia 12 Mey 2010
Actualités.Fanodinkodinam-bola Mampiahiahy ireo mpiasan’ny Trésor

Mampiahiahy ireo mpiasan’ny Tahirimbolam-panjakana na Trésor maro ny fisian’ilay fanodinkodinana ny anjara volan’ny faritra Boeny, izay efa tokony ho noraisin’ny lehiben’ny faritra tamin’ny faran’ny volana aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Mey 2010
Actualités.Demokrasia sy fifidianana Vitsy mpahalala ny tena dikany

Nanatanteraka fanadihadiana niarahany nanatanteraka tamin’ny orinasa Focus momba ny fandraisan’ny olona ny demokrasia sy ny fifidianana tamina kaominina folo ny Kmf/Cnoe. Toerana iasan’ity fikambanana ity avokoa izy ireo dia Ihosy, Soavinandriana, Ifanadiana, Farafangana, Toamasina II, Ambato Boeny, Mandritsara, Ambovombe Androy, Vohémar ary Morondava.

Hamaky ny tohiny
FTT