- Zoma 21 Mey 2010
Actualités.Radio Fahazavana Mpanao gazety efatra sy teknisianina roa nosamborina ary tanana ao amin’ny BC Anosy
Nanaovan’ny mpitandro ny filaminana latsak’alina ny foiben-toeran’ny Radio Fahazavana, radion’ny fiangonana FJKM. Tokony ho tamin’ny folo ora alina no nigadona tao ny fiara 4x4 maromaro.
Hamaky ny tohiny
