- Talata 25 Mey 2010
Actualités.Fahafatesana zandary teny amin’ny FIGN Mpanao politika maro niarak’ory
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Fanesorana azy tsy ho mpikambana ao amin’ny governemanta intsony no nitsena an’i Gilbert Raharizatovo avy any am-pitetezam-paritra raha efa manoman-tena sahady amin’ny fifidianana ho avy.
Hamaky ny tohinyNanoloana ny raharaha FIGN dia tsy hita intsony ny komandin’ny zandarimariam-pirenena, ny jeneraly Razafindrakoto Bruno.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mikatso tanteraka ny raharaha Radio Fahazavana taorian’ny nisamborana ireo mpanao gazety 5 mianadahy sy teknisianina efatra hafa. Fantatra akehitriny fa miahotra ny handefa ny raharaha eny anivon’ny Fitsarana ny ao amin’ny BC Anosy amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny