• Alarobia 26 Mey 2010
Actualités.Alaotra Mangoro SEREMPAM : mitaky vidim-bary 600 Ar ny farany ambany

“Takianay ny hametrahana ny vidim-bary akotry ho 600 Ar ny farany ambany”, hoy Randrianasolo Solofomandimby, filohan’ny Sendika Rezionalin’ny mpamboly Alaotra Mangoro (SEREMPAM) raha nitafa tamin’ny mpanao gazety izy ireo, herinandro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Mey 2010
Actualités.Raharaha Fort Duchesne Nangina tsy nandrenesam-peo ny Prefen’Antananarivo

Mbola misarika ny sain’ny maro ny raharaha FIGN izay nahafatesana miaramila sy sivily sy mpitondra fivavahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Mey 2010
Actualités.Asa fanaovan-gazety Niharan’ny fanenjehana mafy tato anatin’ny dimy volana izao

Sarotra ary mihatra aman’aina ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara tato anatin’ity krizy 2009-2010 efa mananika ny 15 volana ity. Vao mainka nihamafy ny fanenjehana tato anatin’ny dimy volana teo izao, hatramin’ny volana desambra 2009 no ho mankaty no marimarina kokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT