- Alakamisy 03 Jona 2010
Actualités.Fitaterana an-dalamby Miverina indray ny “Express Moramanga –Vohidiala”
Omaly alarobia antoandro tamin’ny iray ora sy Fahefany no niainga tao Moramanga ny zotran-dalamby fanokafana indray ny fitateran’olona Moramanga mankao Vohidiala Ambatondrazaka.
Hamaky ny tohiny
