- Alarobia 09 Jona 2010
Actualités.Fitsapan-kevi-bahoaka momba ny lalàmpanorenana Hanomboka amin’ny 28 jona ny fampielezan-kevitra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy vitsy ny disadisa niseho teo anivon’ny vahiny tompon’ny orinasa afaka haba sy ny Gasy mpiasany, toy ny teny Andraharo izay efa nanomboka nirotaka mihitsy ny mpiasa rehefa nitsoahan’ny mpampiasa azy ireo ny volany.
Hamaky ny tohinyNanomboka ny alatsinainy 07 jona teo dia niraradraraka ny fiantsoana tonga hanaovana fanadihadiana eny amin’ny zandary Toamasina mahazo ireo mpiara-miasa akaiky amin’ny Ben’ny tanànan’i Toamasina renivohitra, mikasika ilay nambaran’ny enspekteran’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany fa nahitana fanodinkodinam-bola manodidina ny 400 tapitrisa ariary tao amin’ny Kaominina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy mbola voaantso na nalaina am-bavany na namoahana didy fampisamborana hatramin’izao ny kaomandà Roger Luc izay voarohirohy ho nikasi-tanana ka nahafaty ilay manamboninahitra teny Ivato.
Hamaky ny tohiny