• Zoma 11 Jona 2010
Actualités.Olana ara-bola Ahiana hikatona ny Oniversite

Misedra olana ara-bola ny oniversite rehetra eto Madagasikara amin’izao fotoana. Nampidirina tamin’ny volana febroary 2010 ny mpianatra mba hilazana fa mandeha ny raharaham-pirenena tarihin’ny FAT

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jona 2010
Actualités.Maintirano Mpanao gazety iray indray no voasambotra

Ankoatra ireo mpanao gazety enina tao amin’ny Radio Fahazavana dia nisambotra mpanao gazety iray indray ny zandary tany Maintirano omaly. Afakandro Alphonse na Fôfô no fahalalan’ny mponina any an-toerana ity mpanao gazety ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jona 2010
Actualités.Manakara Ahiana hiafara amin’ny fifandonana

Nanamafy tamin’ny antso an-tariby tao amin’ny radio Antsiva omaly ny PDS Sileny Alban notendren’i Manorohanta Cécile, ny 21 mey 2010, nialoha ny nanesorana azy tao amin’ny governemantan’ny FAT (Fahefana Avon’ny Tetezamita), hitantana ny kaominina Manakara, renivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany, fa tsy hihemotra fa dia hotontosaina rahampitso zoma ny fametrahana azy amin’ny toerany na hisy manampahefana na tsy hisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jona 2010
Actualités.Kaomandà Roger Luc Miankina amin’Andohalo ny fahafahana manenjika azy

Anisan’ny mitana ny sain’ny maro ny raharaha «Roger Luc». Araka ny loharanom-baovao dia misalasala ny amin’ny hamoahana ny «ordre de poursuite» na fahafahana manenjika ny kaomandà Roger Luc ny eny amin’ny fiadidiana ny Etamazaoro jeneralin’ny tafika eny Andohalo.

Hamaky ny tohiny
FTT