Actualités
- Alatsinainy 21 Jona 2010
Actualités.Antanimena Namono olona ilay moto mpisava lalana ny FAT
Omaly tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro mahery no nitrangan’ity loza mahatsiravina ity tetsy Antanimena. Araka ny fantatra dia avy any Antanimena ambony hihazo ny Foibe ara-kolontsaina Amerikanina ny moto mpialoha lalana nitondra ny filohan’ny FAT, Rajoelina Andry no nandona olona ary maty mihitsy ny iray.
Hamaky ny tohiny
