Actualités

Ambilobe Any am-ponja ny lefitry ny Ben’ny tanŕna


  • Zoma 01 Oktobra 2010


Resaka hosoka amin’ny sora-piankohonana no maha voarohirohy ity lefitry ny Ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominina ambonivohitra Ambilobe, Faritra DIANA ity. Raha nandalo fampanoavana ny raharaha ny talata teo dia fitanana am-ponja avy hatrany no didy savaranonando navoakan’ny fitsarana. Mifamahofaho be ihany ity raharaha ity, ary miteraka resabe ao an-toerana. Maromaro ihany ny tomponandraikitra eny anivon’ny Kaominina, na io Ben’ny tanàna na ny lefiny midoboka am-ponja hatramin’ny nijoroan’ity fitondrana FAT ity; Manaraka akaiky ity raharaha ity ny ao Ambilobe.

Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT