• Talata 22 Jona 2010
Actualités.Basy nangalarin’ny zandary Nilibana ny vola an-tapitrisany azo

Vaky vava mihitsy ny kolonely Ravalomanana Richard omaly tamin’ny mpanao gazety mikasika ilay manamboninahitra lefitra zandary mitondra ny galona lietna nanodina ireo basy tratra tao amin’ny sampana fikarohana ny helokoa bevava ny zandary eny Fiadanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Actualités.Manakara Nohidin’ny Emmo-Reg ny biraon’ny Kaominina

Varavarana mihidy ! Izay no misy ao amin’ny Kaominina ambonivohitra Manakara nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Actualités.Fakiolten’ny teny sy Haisoratra Tsy hita taratra amin’ny fampirantiana Rajoelina

Amin’ny maha ivotoeram-panabeazana sy fikarohana ny fakiolten’ny teny sy haisoratra ary ny siansa maha olona (FLSH) dia mikarakara hetsika fanamarihana ny tsingerin-taona faha-50 niverenan’ny fahaleovantena koa ity fakiolte ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Actualités.Matso eny Mahamasina Hisy toerana hangadihady

Mety hangadihady ny toerana natokana ho an’ireo masoivoho sy fikambanana iraisam-pirenena miasa eto Madagasikara mandritra ny matso hotanterahana etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 26 jona ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Actualités.Nahomby ny paikadin-dRavalomanana Nihena ny vary nohafarana avy any ivelany

Na dia efa nihatsara aza ny voka-bary eto Madagasikara dia tsy maintsy manafatra vary avy any ivelany ihany ny Malagasy mba hitsinjovana ny maitso ahitra sy zavatra mety mitranga tampoka, tahaka ny loza voajanahary, araka ny fanazavan’ny avy eo amin’ny Ministeran’ny varotra.

Hamaky ny tohiny
FTT