- Alarobia 23 Jona 2010
Actualités.Raharaha 07 febroary Ho hita anio ny fahaleovantenan’ny Fitsarana
Adihevitra be hatrany ary koa ady an-taratasy nandritry ny fotoana ela ny momba ny raharaha 07 febroary. Farany teo dia nolavin’ny «Chambre d’accusation» ny fangatahan’ny mpiaro ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny amin’ny tsy handraisan’ny fitsarana misahana ny ady heloka bevava tsotra (Cour Criminelle Ordinaire) ny raharaha.
Hamaky ny tohiny
