Actualités
- Alakamisy 24 Jona 2010
Actualités.Analakely Tsy tratra amin’ny 26 jona ilay Lapan’ny tanàna
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy misy izay tsy sorena ny olona manoloana ny fanapahana ny ampahan-dalana amin’ny faritra manodidina an’Anosy iny, indrindra fa ireo mpampiasa izany amin’ny asa aman-draharaha.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Manomboka mahoraka eo anivon’ny tontolon’ny fandraharahana eto Antananarivo tato anatin’ny andro vitsivitsy izao fa tsy maintsy hiakatra ny vidin’ny solika aorian’ny fetin’ny fahaleovantena, izany hoe amin’ny herinandro ambony.
Hamaky ny tohinyAfaka efatra andro dia hankalaza ny fety niverenan’ny fahaleovantenany ny malagasy, tsy diso anjara amin’izany ny ao Toamasina.
Hamaky ny tohiny