• Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Morondava Nibata «baffles» hatramin’ny Ministra Fienena

Ny faniriana sy ny tanjon’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita dia hanao izay hamparesaka sy hampanakoako ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny fahaleovantenam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Manakara Nilahatra ny mpomba ny Ben’ny tanàna

Tsy nampoizin’ny Lehiben’ny Faritra Vatovavy Fitovinany ny zava-nitranga nandritra ny matso fankalazana ny fetim-pirenena faha-50 taonan’ny fahaleovantena sady faha-50 taonan’ny tafika Malagasy ihany koa, tao Manakara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Asaramanitra Roa maty, 272 naratra

Marobe ny olona nifamezivezy tetsy amin’ny Hjra nandritry ny fetin’ny Asaramanitra teo. Ny 25 jona no tena betsaka satria nahatratra 145 ireo nentina tao. Raha araka ny fanazavana azo tao amin’io toeram-pitsaboana io dia ny 60 tamin’ireo no voatery notazomina raha efa nampodiana kosa ny ambiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Toamasina Soa ihany fa tonga ny tarika Kassav

Tsy nanadino ireo mahantra karakarainy amin’ny alalan’ny “Assistance sociale” ny ao amin’ny kaominina Toamasina renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Etamazaoron’ny Tafika Malagasy In-15 niova lehibe mpitantana tao anatin’ny 50 taona

Momba ny tafika manokana dia ny 26 jona 1960 izy no naseho ho hitam-bahoaka voalohany, ary tamin’izany ihany koa no nanolorana azy ny fanevan’ny tafika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT