• Talata 29 Jona 2010
Actualités.Afomanga tao Arivonimamo Nitsefotra in-dimy dia vita !

Diso fanantenana tamin’ny afomanga ny harivan’ny 25 jona ny mponin’Arivonimamo. Tsy araka ny dokambarotra sy ny fampanantenana velively mantsy ny zava-nitranga fa tena hafa mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Afomanga Tsy araka ny doka, be no diso fanantenana

Dokambarotra tsy nifankahitana no re sy hita teto an-drenivohitra nialoha sy nandritra ny andron’ny 25 jona, nilaza ny momba ny afomanga sy ny jiro laser halefa tetsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2010
Actualités.Fankalazana ny 26 jona Navitrika ny vehivavy tao Toamasina

Tsy nahasakana ny mponin’i Toamasina hanamarika araka izay azony atao ny fahatsiarovana ny faha-50 taona nahazoana ny fahaleovantena ny orana izay somary nahazo vahana ihany ho an’iny tapany Atsinanana iny nandritra ny andron’ny fankalazana ny fetim-pirenena ny andron’ny 26 jona mihitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT