- Zoma 09 Jolay 2010
Actualités.Tranga Ministera tsy mahaloa karama
Hamaky ny tohiny
Nampahafantarina nandritra ny filankevitry ny governemanta natao ny talata lasa teo teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny governemanta Malagasy sy Sinoa eo amin’ny fambolem-bary.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Voasasa tao an-trano ny lamba maloton’ny fifanolanana niseho lany teo anivon’ny «Croix Rouge» Malagasy.
Hamaky ny tohinyMivory tsy ara-potoana mandritra ny telo andro ny mpanolotsain’ny kaominin’i Toamasina renivohitra, nanomboka omaly talata 06 jolay ary hifarana ny alakamisy 08 jolay. Noho ny fangatahan’ny PDS Rakotovao Mariot amin’ny fanapahana sy ny fandaharan’asan’izy ireo sy ny rafitry ny fitantanany ary ny birao mandrafitra ny asan’izy ireo no hodinihana mandritra izay telo andro izay.
Hamaky ny tohiny