• Zoma 09 Jolay 2010
Actualités.Fampianarana Tsy mandeha amin’ny laoniny

Ny alatsinainy 12 jolay ho avy izao no hiatrika ny fanadinam-panjakana voalohany ireo kilonga Malagasy, dia ny Cepe izany. Raha ny zavatra iainan’ireo sekoly anefa dia misy tranga tsy dia mazava amin’ny fanomanana izany fanadinana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2010
Actualités.Tetikasa ASAMA sy Post ASAMA Tsy manana tetibola hiasana

Tafajoro ankehitriny ny PACA izay tambajotra iarahan’ireo fikambanana 30 manatanteraka ny fandaharam-pampianarana ASAMA sy ny post ASAMA. Ny ASAMA moa dia ny fampidirana an-tsekoly ankizy tsy mbola nianatra mihitsy sy ireo nitsoaka an-daharana ka ao anatin’ny 10 volana no anomanana azy ireo hiatrika ny fanadinana Cepe.

Hamaky ny tohiny
FTT