- Alatsinainy 12 Jolay 2010
Actualités.Fanafihana 1 miliara Efa-dahy naiditra am-ponja vonjimaika
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Manararaotra ny krizy ara-politika eto Madagasikara ny Frantsay mba hanamafisany ny toerany eto Madagasikara izay efa nihoaran’ny firenen-dehibe hafa nandritra ny fitondrana Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyRaha tena ilaina ny fandraisan’ny ankolafy Ravalomanana sy ny ankolafy 3 anjara amin’ny dinika nasionaly tadiavin’ny FAT hatao dia milaza fa vonona handray anjara amin’izany izy ireo raha toa ka feno ireo fepetra maromaro takiany.
Hamaky ny tohinyNotsinontsinoavin’ny FAT ny fampitandremana herinandro nataon’ireo mpiasam-panjakana mivondrona ao amin’ny Fiara-hamientan’ny mpiasam-panjakana ahitana sendika sy fikambanana miisa 13 izay mitaky ny «grille d’indiciaire consolidé» na mari-karama mitovy, mifanaraka amin’ny mari-pahaizana.
Hamaky ny tohinyHanomboka hitety ireo distrika rehetra manerana ny nosy amin’ity herinandro ity ireo mpikambana ao amin’ny CENI mba ho fanitarana ny asan’izy ireo sy ho fampahafantarana ny lalàna mifehy ny fifidianana any amin’ny faritra.
Hamaky ny tohiny