• Alakamisy 15 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.Halatra miharo hosoka Fiara 4x4 sy Clio iray ifampitadiavana eny amin’ny Tribonaly

Niakatra fitsarana ambaratonga voalohany tao Toamasina omaly ny fitoriana nataon’ny Dr Rakotomanana Gervais, Ben’ny tanànan’i Toamasina teo aloha, nanenjehany vehivavy iray MC nampangainy ho nangalatra fiara renault Clio sy fiara 4x4 Nissan, miampy halatra sonia namoahana vola teo anivon’ny ACOA Robista Valpinson. Ny maraina no niditra teo anivon’ny fitsarana ny antontan-taratasy, saingy nifarana ny tolakandro vao nisy ny fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.Trafikana «bois de rose» Miteniteny ny vola ao Toamasina ao

Nivory nihidy aman-trano tao amin’ny Lapan’ny Faritra Atsinanana ny zoma 09 jolay teo ireo tompon’andraiki-panjakana samihafa nandinika momba ity resaka “bois de rose” ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jolay 2010
Actualités.Feno ny kapoaka Haneho ny heriny ny Advantista

Haneho ny heriny amin’ny fitondrana FAT sy ireo andian’olona mibodo ny taniny eny Soamanandrariny ny Fiangonana Advantista amin’ity faran’ny herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT