- Alarobia 28 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Nizotra araka ny tokony ho izy amin’ny ankapobeny ny andro voalohany amin’ny fanadinana BEPC teo anivon’ny foibem-panadinana lycée Ampefiloha.
Hamaky ny tohinyMalaza tato anatin’ny herinandro vitsy izao ny resaka ady tany sy fibodoana tanin’olona. Tranga iray mitovitovy amin’izay ihany koa no miseho eny Ankarongana, fokontany Avaratsena, kaominina Ambohidrapeto.
Hamaky ny tohinyHanamboarana kianja manara-penitra eny anivon’ny faritra, hanaovan’ny tanora fanatanjahantena mba hivelarany araka ny teny fampanantenana nataon’i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, nandritra ny fandaharana manokana voalohany nataony tamin’ny haino amanjery niainga avy any amin’ny Faritra, izay nosantariny tao Mahajanga ny alahady 25 jolay teo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny