• Zoma 30 Jolay 2010
Actualités.Oniversiten’Antananarivo Roso amin’ny fitokonana lavareny ny mpiasa

Mitohy ny fitokonana. Tsy misy mandray ny asany ireo mpiasa rehetra eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo sy ireo sampandraharaha miankina aminy toy ny Ofisin’ny bakalôrea raha tsy azo ny karama volana jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2010
Actualités.Nahita fanafodin’ny SIDA (JMAR1) Mangataka ny fanomezan-tanan’ny fanjakana Ramarovahiny

Mitohy ny tantara mampifanolana an’Atoa isany Zaranaina sy Ramarovahiny izay samy nanambara fa manana ny fanafody manasitrana ny aretina sida.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2010
Actualités.Trafikana «bois de rose» Tsy misy voatonona mihitsy ny mpitondra tetezamita

Omaly dia nampiantso mpanao gazety ny ministry ny tontolo iainana ao amin’ny governemanta FAT, ny jeneraly Raveloharison Herilanto. Nilaza zavatra maro izy mikasika ny fanondranana “bois de rose” malaza tamin’ity fitondrana tetezamita ity. Anisan’ny navoitrany ny anaran’ireo voalaza fa voarohirohy amin’ity resaka ity.

Hamaky ny tohiny
FTT