- Alarobia 04 Aogositra 2010
Actualités.UNESCO Nandray fepetra momba an’i Madagasikara
«Na ho ritra aza ny ala atsinanana”, hoy ny fiteny mahazatra antsika malagasy, ilazana fa tsy ho tanteraka mihitsy izany. Ankehitriny anefa, dia tandindomin-doza izany ala atsinanana noheverin’ny Ntaolo fa tsy ho tapitra mihitsy izany.
Hamaky ny tohiny
