• Sabotsy 14 Aogositra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aogositra 2010
Actualités.Raharaha Liban “Aiza izay fiaramanidina manokana eo?”

Manomboka mampiaka-peo ireo fianakavian’ny mpiasa any Liban noho ny fahatsapana fa kobaka am-bava sy volana an-tenda ilay fampanantenan’ny FAT izay nilaza fa handefa fiaramanidina manokana hamerenana ireo olona ireo aty an-tanindrazany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2010
Actualités.Bizina mandeha Famoahana kaonteneran’olona ao amin’ny Port Toamasina

Raha tonitony ny trafikana “bois de rose” noho ny fanakianana iraisam-pirenena sy ny namoahan’ny UNESCO fepetra mandrara ny firenena mpikambana ao aminy tsy handraisana ny hazo sarobidy avy aty Madagasikara, dia mirongatra indray izao ny famoahana kaonteneran’olona ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2010
Actualités.Tantely afa-drakotra ny harem-pirenena Safira milanja 14 kg navoaka an-tsokosoko

Ny alin’ny zoma 06 aogositra no niaingain’ity vatosoa sarobidy ity teto Madagasikara. Ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato no nandalovany. Nandalovana ara-bakiteny tokoa satria sady tsy nandalo “scanner” no tsy nosavaina ny entana nisy azy fa dia lasa tsy niteniteny.

Hamaky ny tohiny
FTT