- Talata 17 Aogositra 2010
Actualités.Mananara Avaratra sy Maroantsetra Mbola misy manapaka ihany ny « Bois de Rose »
Mbola mitohy hatrany hatramin’izao ny fanapahana ny bolabola na andramena any amin’iny faritr’i Mananara Avaratra sy Maroantsetra iny, araka ny filazan’ny mponina any an-toerana. Na ny ministry ny tontolo iainana aza dia tsy nanda ny fisian’izany sy ny mbola fitohizan’ny fifezivezen’ny «bois de rose» eto Madagasikara sy ny fitadiavan’ireo mpanao trafika ny lalana rehetra hahafahana manondrana ny entana any ivelany.
Hamaky ny tohiny
