• Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Christine Razanamahasoa Niaiky fa manao kolikoly ny Mpitsara

Tena misy mihitsy ny kolikoly eo anivon’ny fitsarana, araka ny nambaran’ny ministry ny fitsaranan’ny FAT, Christine Razanamahasoa, omaly 9 desambra nandritra ny andro iraisam-pirenena iaidiana amin’ny kolikoly, izay nomarihana tamin’ny alalan’ny fampirantiana teny amin’ny Tahala Rarihasina moa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Fampianarana ambony Baraingo ny taom-pianarana ho avy

Nanamafy ny fehin-kevitra tapaky ny filankevitra nasionalin’ny SECES ny volana novambra teo ireo mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’Antananarivo nandritra ny fivoriana notontosainy ny alarobia 08 desambra lasa teo teny Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Malaza ratsy amin’ny trafika, tafiditra anaty lisitra mainty ?

Ahiana hiditra ao anatin’ny lisitra mainty ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato amin’izao fotoana noho ireo karazana trafika sy entana an-tsokosoko miditra sy mivoaka eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.Cité U – Ankatso Mpangalatra nodoran’ny mpianatra velona

Tovolahy iray, 24 taona mitondra ny anarana hoe Randrianarison Yves no nodoran’ny mpianatra velona teny amin’ny Cité U Ankatso omaly maraina tokony ho tamin’ny 3 ora. Maty tsy tra-drano ilay tovolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT