• Zoma 20 Aogositra 2010
Actualités.Fitsarana ilay resaka «Météorite» Tsy nahita havaly ilay tompony

Omaly no notontosaina ny fitsarana ilay resaka nalaza tato ho ato mikasika ilay vato lafo vidy meteorite. Olona telo no migadra amin’izao fotoana izao. Raikitra ny fifandaharana tao amin’ny efitra faha-6 teo amin’ny mpitory izay tompon’ilay vato sy ireo olona notoriany ho nanao halatra tamin’ny fitondrana fitaovam-piadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2010
Actualités.Tranon’ny ministeran’ny Fifandraisana Nisy naka an-tsokosoko ny hofan-trano Ar 96 tapitrisa

Nanomboka ny alatsinainy teo ity resaka ity no nipoitra indray taorian’ilay ady teo amin’ny ministeran’ny fitantanam-bola sy ny tompon’ilay orinasa nanavao ity trano etsy Ampatsakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2010
«Cité des officiers» Ampasimazava Natakalo ny fanarenana ny biraon’ny 1.RM3 ao Toamasina

Efa nomanina ny volana jona 2010, nandritra ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovantena sy ny faha-50 taonan’ny foloalindahy Malagasy, ny fitokanana ny birao vaovaon’ny toby miaramila 1/RM3 Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2010
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2010
Actualités.Anosibe «Hosamborina izay rehetra mandeha alina», hoy ny polisy

Na mitondra na tsy mitondra kara-panondro dia hosamborina avokoa ary entina eny amin’ny biraon’ny polisy. Izay indray ny fepetra vaovao noraisin’ny polisim-pirenena amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
FTT