- Talata 14 Desambra 2010
Actualités.Fihinanana vatomamy misy poizina Zaza iray no maty teny Alakamisy Fenoarivo
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Araka ny didim-panjakana laharana 2010/910, dia andro tsy fiasana manomboka izao nefa andraisan-karama ny andron’ny 11 desambra.
Hamaky ny tohinyNalai-nisaraka ny mpikambana Tiako I Madagasikara sy ny Ankolafy Ravalomanana omaly nahatsiaro ka niara-nankalaza ny tsingerin-taona faha-61 nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyMpandraharaha ratsy fiaraha-monina tany Analanjirofo tany no mitady hanampatra fahefahana any Melaky indray ankehitriny. Mitondra mpitandro ny filaminana mihitsy izy hanehoany izay.
Hamaky ny tohinyEfa-mianaka izy ireo ary misy mpianaka. 54 sy 52 ny zokiny indrindra, ny iray manan-janaka efatra ny iray enina. Nolazaina ho irony “gros bras” irony izy ireo. Toy ny isa-maraina dia tonga mamonjy fananganan-tsaina ary mandray ny toromarika momba ny asa izy ireo, izay manao itony asa fandaminana ny mpivarotra itony.
Hamaky ny tohiny