- Talata 14 Desambra 2010
Actualités.Lalatiana Ravololomanana Ho eny amin’ny zandary anio
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Niaka-peo ireo zandary marobe izay anisan’ny natao «Arivo lahy tsy maty indray andro» ka nomena fanamiana mba ho toy ireny mpiambina mpanjaka ireny.
Hamaky ny tohinyNivadika ny fiaran’ny pompier hany tokana ao Toamasina, 2 no maty, 7 hafa naratra. Tokony ho tamin’ny efatra ora tolakandro tany ho any ny Alatsinainy 13 desambra no nitrangan’ny loza teny Mangarivotra akaikin’ny fiangonana masindahy Paul Mangarivotra, raha ndeha hamonjy ny fahamaizan’ala mirefy 4ha any Tanandava iny ilay fiara mpamonjy voina, izao tra-doza izao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Toa nisesisesy izany tato ho ato ny faniratsiran’ny olona ireo polisy misahana ny fandaminana ny fifamoivoizana. Fa ny tena nahoraka farany teo dia ny nataon’ilay teratany Sinoa teny amin’ny Boulevard de l’Europe sy ilay Frantsay teny Analakely.
Hamaky ny tohiny