Actualités

Lalatiana Ravololomanana Ho eny amin’ny zandary anio


  • Talata 14 Desambra 2010


Tsy manaiky amin’ny fanononana ny anarany tamin’ilay resaka voalaza fa hanakorontana tamin’ny fetin’ny FAT, ny sabotsy teo ireo mpanao politika, anisan’izany i Lalatiana Ravololomanana. Araka ny loharanom-baovao dia anio izy no ho tonga eny amin’ny zandary eny Fiadanana. Taorian’ny depioten’Arivonimamo Rakotomanjato Rodin dia i Lalatiana Ravololomanana izany no hohenoina manaraka. 

Rakoto Maxime
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT